Mahaleo — Adin-tsaina song lyrics and translation

The page contains the lyrics and English translation of the song "Adin-tsaina" by Mahaleo.

Lyrics

Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana
Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany anie
No tena nisompatra
Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanantsika roa
Nilaozanao amin’izao
Any izao ianao
Lasan’iny olon’iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy

Lyrics translation

If early in the morning
It becomes the mindset
Focus in mind
The real war conditions
Tapin-dalan-up
This I have to
You may
Is very cheat
It does
Only you can
The children of two
Left right
In this you
Lasan'iny olon'iny
Do not you forgot
These children five