Lolo Sy Ny Tariny — Metimety song lyrics and translation

The page contains the lyrics and English translation of the song "Metimety" by Lolo Sy Ny Tariny.

Lyrics

Raha manam-bola mana-taratasy
Ary manan’omby ary mana-kena
Manan-tanimbary manam-pitafiana
Tsa misy tahakin’ny mana-kavana e
Nilefalefa raha fokon’olona fa tonga ny vazaha senegaly eee (4*)
Raha metimety ry manam-piara (2*)
Ary manam-piara tsy mba mety tara
Ary manam-piara mahita vady
Ary manam-bady matory tsara
Tsa misy tahakin’ny manam-piara e
Nilefalefa raha fokon’olona fa tonga ny vazaha senegaly eee (4*)
Ary metimety ry manam-basy (2*)
Ary manam-basy manan-kery
Manan-kery mana-tany
Mana-tany mana-panjakana
Fa manan-tsoa ary mana-kavana e

Lyrics translation

If you can afford mana-letter
And manan'omby and mana-meat
Most rice fields have attire
Tsa there tahakin'ny mana-like e
Nilefalefa if fokon'olona that came to light years of the cluster senegal yet (4*)
If appropriate, have parking lot (2*)
And have a parking lot not to can miss
And have a parking lot to find a wife
And have a husband sleep well
Tsa there tahakin'ny have a parking lot e
Nilefalefa if fokon'olona that came to light years of the cluster senegal yet (4*)
And noble they have a gun (2*)
And have a gun valid
Valid mana-in
Mana-earth mana state
That is good and mana-like e