Samoela — Folaka ihany song lyrics and translation

The page contains the lyrics and English translation of the song "Folaka ihany" by Samoela.

Lyrics

Folaka ihany ny anao ô ! Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara à!
Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa !
Izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara à!
Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. Hanakory ny ho
avin’ty?
Ilay ankizivavy amin’izao fotoana
Mirongatra sady toa mamba noana ry zama à!
Ny statistika ankehitriny
Iray isan-jato ny virijiny Madama à!
Iry vao oviana no niala couche
Mi-accoste sady mitositosy ry akama à!
Iry zazakely vao firy taona
Ny kibo mibontsina toy ny pôma. Azafady ary !
Folaka ihany…
Maty fosan’ny bandy akama
Kôpy jiaby ny iray tanana ry Mama à!
Fa ikalamalalan’ny be dia be
Efa bikina mbola mandehandeha. Tsy arako intsony !
Ny MST efa izy tsy izy:
Sida, angatra, sifilisy. Tsy hay mihitsy à!
Fa mba fara-faharatsiny miaro-tena
Pelipelika anefa dia votsa saina. Mbay tany à!
Folaka ihany…
Ry dada sy neny mba mihevera
Rehefa voa anie ka tsisy «marche-arrière «, mba jereo à!
Ny zanakareo anie ka manala azy
Mitrifana sahala amin’ny mpamosavy ! mba marina mafy !
Fa koboko teto izy afak’omaly
Efa avy nanao ny nataony tany! mba kôzy à!
Fa vao misy revy, dia lasa any
Nefa izay lasany any dia mampamangy. Mampamangy any anatiny any !
Folaka ihany ny anao ô ! Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara
Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa !
Izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara
Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. Hanakory ny ho
avin’ty?
Folaka ihany ny anao ô ! Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara
Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa !
Izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara
Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. Oay ‘zany bikan’ty !

Lyrics translation

Every only you o ! Not a tear, and I don't mikafara à!
To admonished only old, but appeared much miss head. The long and seeds !
That milingilingy, collapses nama à! realize that, but it was already late à!
This kivetaveta too early this is destroying this jôba this. 'm certain to be
avin'ty?
The girls at the time
Rages and seems crocodile hungry, zama à!
The statistics now
One percent of the virgin Madam à!
There just never is out couche
Mi-accoste and mitositosy guys à!
That newborn age
The stomach mibontsina as pôma. Please and !
Every only…
Dead fosan'ny guy guys.
Kôpy jiaby the one hand, Mama à!
That ikalamalalan'ny lot
I have bikina still roam. Can't keep up anymore !
The SIGNS have been he not she:
Aids, gonorrhea, sifilisy. No hay at all à!
But to at least protect yourself
Pelipelika, however, is retarded. Shove the earth à!
Every only…
My dad and mom to keep an eye on
When kidneys may so no "marche named after him ", to watch à!
Your children may so remove him
Mitrifana like a witch ! seriously !
That koboko here he the day before yesterday
I have made your put in! to kôzy à!
That is just no fun, is gone to
But that past in is compliments. Compliments to inside !
Every only you o ! Not a tear, and I don't mikafara
To admonished only old, but appeared much miss head. The long and seeds !
That milingilingy, collapses nama à! realize that, but it was already late
This kivetaveta too early this is destroying this jôba this. 'm certain to be
avin'ty?
Every only you o ! Not a tear, and I don't mikafara
To admonished only old, but appeared much miss head. The long and seeds !
That milingilingy, collapses nama à! realize that, but it was already late
This kivetaveta too early this is destroying this jôba this. Wow ‘this bikan'ty !