1000 Clowns — I Love N.Y. song lyrics and translation
The page contains the lyrics and English translation of the song "I Love N.Y." by 1000 Clowns.
Lyrics
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Han!, tsy mino aho raha enw no hiteny hoe tsisy tompony a!
Tsy hiteny koa aho hoe lery no tsisy fotony a!
Fa hanontany aho, ny fonao ve afaka mizara kay?
Raha efa lo ny loha de ho avy zay hirakay
Alaiko foana tsy quoi, ny antsasany aloha
Manarak’eny ny ambiny, nisasahan’aloha
Ny fonao tsy ao am-paosy, fa eo @ tratranao havia
Raha haka anio aho tsy afaka hiantso vonjy enw hoe avia
Fa alaiko @ teny mamy, sanatria zah mpaka taova
Fomba fiteny fa ohatr’izany ny boto rehefa love a!
Hangalatra ihany ve zah, dia tsy aleoko mba fitia
Tsy ny an’ny sipa rehetra ny ahy no alaiko fa ny an-dry
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Han!, na misy tondra-drano, na misy tany mihotsaka
Alaiko f’efa haiko, fa na tia enw tsy hipotsaka
Zah tsy mividy fitiavana, io koa tsy mba afera
Fa ny foko midobodoboka ohatrin’ny subwoofer
Ny haka ny anao, tsy miraharaha an’izay efa misy
Zay miandry anao ankoatrako, dia aleo izy varius
Fa zay, tsy mety mionona raha misy zava-tiana
Zay sahy maty mifono lambamena, zah tsy hangina
Tsy angano, ny teniko rehetra teo aloha angony
Hoe rakaieko ny fonao, raha tsy ampy anao ry lerony
Oay, azafady! Hay kay tsy lerony fa lery
Ndao hifandona vera eo am-pijerevana serie ry Cherie!
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Na! na! na! na na na na
Na! na! na! nan a na na
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Lyrics translation
If you feel that not enough he gave
Don't feel that he was happy to have you
We proceed now, proceed han!
Rakaieko, I of the heart be an'ahy
Han!, I don't think if enw is to say that owner a!
Not to speak too I would say he is despicable a!
But ask I the heart you can share kay?
If you've rot the heads of future interaction hirakay
I always quoi, the other half first
Manarak'eny the rest, nisasahan'aloha
Your heart is not in the pocket, but on @ chest left
If you pick up today I can't call for help enw that come
But I @ sweet words, unleash zah photographer organ
Language that much the gangs when you love a!
Steal only ever zah, is not I prefer to love
Not for the girlfriend all of me, I take that the their
If you feel that not enough he gave
Don't feel that he was happy to have you
We proceed now, proceed han!
Rakaieko, I of the heart be an'ahy
Han! or there are floods, or landslides
I f'efa know, that even love enw not hipotsaka
Zah does not buy love, this is also not to business
But the heart racing heart ohatrin'ny subwoofer
To get to you, ignore those who have been there
Zay waiting for you ankoatrako, let him varius
That a search, can't host if there is one
Zay dare to die of lambamena, zah will not be silent
Not a fairy tale, the words all former collect
That rakaieko your heart, if not enough you, guys
Oh, please! Hay kay not guys that he
Let's hifandona glass in the pijerevana serie my dear Cherie!
If you feel that not enough he gave
Don't feel that he was happy to have you
We proceed now, proceed han!
Rakaieko, I of the heart be an'ahy
Or! or! or! or or or or
Or! or! or! nan a or or
If you feel that not enough he gave
Don't feel that he was happy to have you
We proceed now, proceed han!
Rakaieko, I of the heart be an'ahy